Ny fatana ethanol dia novolavolain’ny Abry & Kavanagh Design any Oslo, Norvezy. Ny fatana dia tafiditra anaty ny programa ”Crédit carbone” amin’ny alalan’ny Banky Iraisam-pirenena sy Gold Standard Foundation.

Fatana afo roa

4.5 kg

78.5 x 35.5 x 19 cm

Vidiny: 149 000 AR

Fatana afo tokana

2.6 kg

44.5 x 35.5 x 19 cm

Vidiny: 79 000 AR

Ethanol:

Bioethanol 1l

Vidiny: 6.000 AR

Fitoeran-tsolika

Raha ohatra ka te hanolo ny fitoeran-tsolika ianao dia afaka vidiana mitokana izany mba tsy ividianana fatana vaovao.

Vidiny: 25 000 AR (Ny anatiny ihany) / 50 000 AR ( vaovao)

Polo

Polo amin’ny angezany S, M, L, XL

Vidiny: 20.000 AR

mg_MGMalagasy